| Entrée | maneso (eso) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin' ny mpianany [1.1] | |||||||||
| To scorn, to mock [1.7] | |||||||||
| Mépriser, se moquer de [1.8] | |||||||||
| Vocabulaire | |||||||||
| Exemples | ary ny hoe "mihomehy", dia tsy hafa noho ny hoe "maneso"
[1.38] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|