|
|
|
|

Entrée fanebahana (tebaka)
Partie du discours nom
 Fanakianana, fanesoana; filazana ankitairano fa tsy nety ny natao; fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana; fanazimbana, famotsifotsiana [1.1]
 L'action de mépriser, la cause [1.3]
Exemples 
1io teny io dia mifono fanambaniana, fanaratsiana, fanevatevana, fanebahana. [1.519]
2Niezaka nikaroka ny loharanon' izany fanebahana izany ny mpandinika samihafa ary toa miray feo izy fa tetiky ny mpanjanatany no nahatonga izany. [2.285]

Mis à jour le 2023/01/08