| Entrée | zafimpaladia | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Mots élémentaires | zafy, faladia | ||||
| [ zafim-paladia ] Zanaky ny zafin-kitrokely na taranaka fahenina [1.1] | |||||
| Taranaka fahenina, zanaky ny zafinkitrokely [1.62] | |||||
| [ zafim-paladia ] La sixième génération [1.3] | |||||
| [ zafim-paladia ] Descendants à la sixième génération [1.5] | |||||
| Sixième génération [1.54] | |||||
| Vocabulaire | |||||
| Exemples | Moa tsy mbola izy ihany, na dia zafimpaladiany aza?
[2.5] | ||||
| Morphologie |
| ||||
| Mis à jour le 2023/06/07 |
|