| Entrée | faladia | |
| Partie du discours | nom | |
| Ny fanambanin' ny tongotra izay mandia tany [1.1] | ||
| The sole of the foot. Compare felatanana [1.2] | ||
| The sole of the foot or of a shoe [1.7] | ||
| Semelle du pied ou d'un soulier [1.8] | ||
| Exemples | Tsy niresaka izy roa lahy teny an-dalana, ary nanao kiraro faladia fingotra, ka izany no tsy naharenesako azy.
[2.4] | |
| Mis à jour le 2023/06/07 |
|