| Entrée |
voky
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Feno ny kibo ka tsy te hihinana intsony: Misaotra fa voky, tompoko! Manan-karena: Ireny olona efa voky ka hifaninananao? Afa-po, afa-diana: Tsy mety voky tamin' ny fijerena izany zavatra mahafinaritra izany ny masoko [1.1]
|
| | Filled, satiated, satisfied [1.7]
|
| | Rassasié, satisfait [1.3, 1.8]
|
| | Qui en a assez Comblé de richesses [1.3]
|
| Exemples |
| 1 | mbola tsy nifamahana ka voky?
[2.131]
|
| 2 | Homàna fa izahay efa voky.
[2.472]
|
|
| Morphologie |
| Simple : |
voky |
| Impératif : |
vokisa |
|
| Dérivés |
| Analogues |
feno ~
miatiaty ~
afa-po ~
afa-diana ~
boboka |
|