Entrée | mamoky (voky) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Manome sakafo betsaka: Mamoky ny vahiny rehefa tonga mitsidika azy Rabe Mamporisika, mitarika, mitaona olona hanao zavatra tsy dia mampaharisika azy loatra, amin' ny fandokafana azy na amin' ny fampanantenàna soa be ho azy: Mamoky ny vahoaka hikomy ny mpanoha riana [1.1] | |||||||||
To satisfy with food; subvert [1.7] | |||||||||
Rassasier; pousser à la révolte [1.8] | |||||||||
Exemples | Ny mamoky ny hendry sy manome fo ny adala hikomy.
[1.123] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Analogues | mitaona ~ manabontsina ~ manome fo ~ mambosy ~ mandroboka ~ mandrokiroky ~ mandraviravy ~ mamahana ~ manao toho-tsofina ~ mandrendrika ~ manadala ~ mitomany ambony fe | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |