Entrée | vokisana (voky) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Omena sakafo betsaka: Efa novokisan' Ikoto tsara ve ny vorona? Taomina, tarihina: Novokison' ny namany izy ka nangalatra Ambosìna, amporisihina, tarihina: Novokisan' ireo mpanao politika fotsiny ny vahoaka [1.1] | |||||||||
To be satisfied with food To be subverted [1.7] | |||||||||
Qu'on rassasie Qu'on incite à la révolte [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |