| Entrée | vokiso > vokisana (voky) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Omena sakafo betsaka: Efa novokisan' Ikoto tsara ve ny vorona? Taomina, tarihina: Novokison' ny namany izy ka nangalatra Ambosìna, amporisihina, tarihina: Novokisan' ireo mpanao politika fotsiny ny vahoaka [1.1] | |||||||||
| To be satisfied with food To be subverted [1.7] | |||||||||
| Qu'on rassasie Qu'on incite à la révolte [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
|
|