| Entrée |
vizana
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova: Vizan' ny niandry azy aho ka farany Lasa nody tany an-trano Reraka, osa: Vizana mafy loatra aho ka aoka kely aloha mba handrihandry eto
[1.1]
|
| | Tired; weary or cramped from holding one position [1.7]
|
| | Fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude [1.3]
|
| | Las, fatigué [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Ny andro ity mafanafana ihany ka sao vizana ambony ihany ianao raha manaraka ahy amin' ny alehako any.
[2.470]
|
| 2 | Olona tsy vanona sy tsy valahara mianakavy, hoy izy nony vizana ka nijanona.
[2.472]
|
|
| Morphologie |
| Simple : |
vizana,
vizan',
visan- |
|
| Dérivés |
| Synonymes | |
|