Entrée |
sasatra
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Mahatsiaro ny tena ho tsy manan-kery,
noho ny asa mafy natao.
Sasatry ny asa tany Rakoto ka vao tonga dia nidaboka. Sosotra. sasa-miandry azy aho. Jereo valaka. [1.1]
|
Explications en français | Fatigué [1.3, 1.5]
|
Exemples |
1 | Sasa-miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre)
[1.3]
|
2 | Sasatry ny miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre)
[1.3]
|
3 | ary aiza hianao no hahita izay mpandeha tsy mba ho sasatra?
[2.131]
|
|
Morphologie |
Simple : |
sasatra,
sasatry,
sasatr',
sasa- |
Préfixée : |
-tsasatra,
-tsasatry,
-tsasatr',
-tsasa- |
|
Dérivés |
Synonymes | ~ ~ |
|
Entrée |
sasatra
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Sihanaka]
Zava-bitsy [1.78]
|
|