|
|
|
|

Entrée vizaka
Partie du discours adjectif
 Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova
Reraka, osa [1.1]
 Tired; weary or cramped from holding one position [1.7]
 Fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude [1.3]
 Las, fatigué [1.8]
Exemples 
1Efa vizaka hianao ry Idada fa aoka hampiako. [2.332]
2Ireto tongony efatra anefa, hoy izy, dia fingotra bontolo be daholo tsy mataho-batokely akory, sady tsy mba mety vizaka. [1.281]
Dérivés 
Synonymes vizana

Mis à jour le 2017/05/20