Entrée | valalanina | |
Partie du discours | adjectif | |
Enti-milaza ny maso vizana eo am-pitazanana na eo am-piandrasana: Valalanina ny maso mijery ireo fiarakodia an-jatony mitanjozotra Enti-milaza olona refona na noana ka jembijemby mila tsy hahita [1.1] | ||
Tired out by monotonous work [1.7] | ||
épuisé par un travail monotone [1.8] | ||
Exemples | Ny tena foana no valalanina mijery sy mifidy
[2.470] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2012/12/30 |
![]() |