Entrée |
vavaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fitsaohana sy fangatahana atao amin' Andriamanitra:
Olona tia vavaka marina raha iny vehivavy iny [1.1]
|
Explications en anglais | Prayer [1.7]
|
Explications en français | Le culte rendu à Dieu, la prière, l'adoration [1.3]
|
| Prière; voeu, bénédiction [1.8]
|
Exemples |
1 | Narahany vavaka ny fandevenana ireny
[2.245]
|
2 | Tena zava-dehibe indrindra ny vavaka
[2.285]
|
3 | Vavaka adino ka toa tsy asiany dikany
[2.720]
|
4 | Tera-mena satria ny vavaka efa ela no tsy haiko
[2.4]
|
|
Dérivés |
Article |
|