Entrée |
fivavahana
(vavaka)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanajana sy fanompoana an' Andriamanitra na izay heverina ho izy: Finoanoam-poana no fototry ny fivavahana amin' ny sampy Foto-pinoana sy fampianarana samy manana ny azy iompanan' ny fanajana amam-panompnana an' Andriamanitra: Ny fivavahana Kristianina ~ Ny fivavahana silamo Teny na fihetseham-po entina mitsaoka an' Andriamanitra, misaotra azy ary mangataka aminy; vavaka: Manao fivavahana hariva, fivavahana atora-po [1.1]
|
Explications en anglais | Worship; religion [1.7]
|
Explications en français | Religion ; action de prier, d'aller au culte ou à la messe [1.8]
|
Exemples |
1 | Ny fivavahana amin'Andriamanitra sy ny razana;
[1.436]
|
2 | ny amin' ny fivavahana, samy manao ny fanaony;
[2.366]
|
|
Article |
|