Entrée |
mivavaka
(vavaka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mitsaoka sy mangataka amin' Andriamanitra: Tsy azo itokiana ny olona tsy mivavaka [1.1]
|
Explications en anglais | To pray, to worship [1.7]
|
Explications en français | Prier, aller à la messe ou au culte [1.8]
|
Exemples |
1 | mivavaka amin' ny fitenin-drazany sy ny fomba mahazatra azy
[2.470]
|
2 | Raha mivavaka, dia Ampandrana no voalohany, dia i Merimanjaka
[2.48]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mivavaka |
Passé : |
nivavaka |
Futur : |
hivavaka |
Impératif : |
mivavaha |
|
|