|
|
|
|

Entrée tana-
Partie du discours forme morphologique de tanana

Entrée tana
Partie du discours nom
 Tazona, fihina, geja amin' ny tanana [1.1]
  [1.2]
 Action de tenir, de retenir, d'arrêter, de saisir, de garder: Raha izany no re, tsy tana ny ranomaso (En entendant cela, personne ne peut retenir ses larmes) [1.3]
Dérivés 

Entrée tana
Partie du discours nom
  [Tanala] [ taña ] Tanalahy, tana: Mañano dian-tana [1.78]
 Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana, kamora, kamaitso, kamarabe [1.1]
 A chameleon [1.7]
 Caméléon [1.8]
Vocabulaire 
Analogues  kamaitso ~ kamora ~ kamarabe ~ soamarandrana
Article 
Illustrations 

Mis à jour le 2023/12/04