Entrée | soamarandrana | |
Partie du discours | nom | |
Anarana ilazana ny tanavavy. (Maro ny anarana iantsoana ny tanavavy: atao hoe kamaitso izy raha mbola kely; soamarandrana na kamora, rehefa lehibe, ary kamarabe, rehefa antitrantitra, ilay izy masiaka mibetroka iny) [1.1] | ||
Vocabulaire | ||
Analogues | kamaitso ~ kamora ~ kamarabe ~ tanavavy | |
Mis à jour le 2009/02/23 |
![]() |