Entrée | fitana (ita) | |
Partie du discours | nom | |
Toerana misy ny rano marivo robohina mba
hahatongavana eny andafin'ny rano. [1.1] | ||
[Rel. s. from mita (ita).] A ford [1.2] | ||
The act of crossing a river, a valley. etc., a crossing place, a ford [1.7] | ||
Action de traverser une rivière, une vallée, etc. ; gué [1.8] | ||
Traversée Conductibilité [1.13] | ||
Article | Randzavola: fitana ao amin' ny Baiboly | |
Entrée | fitana (tana) | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Fomba entimitana:
Izao no filana sabatra raha tsy hainao. Azo tanana: Tsy fitana intsony izany fomba izany ankehitriny. [1.1] | ||
Entrée | fitana (tana) | |
Partie du discours | nom | |
[Provincial] Provincial for the hand [tanana, held.] [1.2] | ||
Entrée | Fitana (fitana) | |
Partie du discours | nom propre (toponyme) | |
Vocabulaire | ||
Coordonnées | -16.15, 49.1833333 | |
Toponymie | fitana | |
Mis à jour le 2023/07/22 |
![]() |