Entrée | fitsakana (tsaka) | |
Partie du discours | nom | |
Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [1.1] | ||
Synonymes | fitsaka | |
Entrée | fitsakana (tsaka) | |
Partie du discours | nom | |
Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy [1.1] | ||
Mis à jour le 2022/04/17 |
![]() |