| Entrée | fitsaka (tsaka) | |
| Partie du discours | nom | |
| Toetran' ny zava-maranitra mitsaka, izany hoe milentika na mitrobaka miaraka amin' ny feo manokana izay [1.1] | ||
| Entrée | fitsaka (tsaka) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fomba entina mitsaka na mita rano [1.1] | ||
| Entrée | fitsaka | |
| Partie du discours | nom | |
| Tsy fihetsehana sady miafina; fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika; fierena ao amin' ny takona [1.1] | ||
| Action de s'aplatir, de diminuer de volume, de se tasser, de s’affaisser, de s’accroupir, de se coucher, de se cacher, de se mettre au guet, de supporter, de jeter dans [1.3] | ||
| Dérivés |
| |
| Entrée | fitsaka (tsaka) | |
| Partie du discours | nom | |
| Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [1.1] | ||
| Dérivés |
| |
| Synonymes | fitsakana | |
| Mis à jour le 2023/02/27 |
|