|
|
|
|

Entrée salasala
Partie du discours adjectif
 Tsy kely tsy lehibe, antonontonony: Ento atý itsy famaky salasala itsy
Mitovy hevitra: atriatry ~ sakany
Enti-milaza olona miahotrahotra tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao [1.1]
 Middling, tolerable; of medium size; doubtful [1.7]
 Moyen, qui peut tout juste aller; de grandeur moyenne; douteux [1.8]
Dérivés 

Mis à jour le 2013/06/10