Entrée | sakany | |
Partie du discours | nom sakana et pronom | |
Explications en malgache | Habe mifanohitra amin' ny lavany: Ohatrinona no haben' ity efitrano ity? Fito metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany Habe salasalany, antonintoniny [1.1] | |
Explications en anglais | The width [1.7] | |
Explications en français | Largeur [1.8] | |
Vocabulaire | Espace | |
Exemples | Efa tonta ihany ilay varavarana ka takela-kazo sahabo ho iray zehy sakany sy roa halavany no azo nakisaka hijereny ny ati-trano.
[2.470] | |
Entrée | sakany (sakana) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan' ombivavy Salasalany, atriatry: Sakan-karona. [1.1] | |
Vocabulaire | Espace | |
Entrée | sakany | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Betsileo] Vantotr' ombivavy afa-miteraka [1.1] | |
Synonymes | vatony ~ andranarivavy | |
Mis à jour le 2023/10/02 |
![]() |