Entrée | fisalasalana (salasala) | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | Tsy fahatapahan-kevitra: Aleo mihemotra raha mbola misy fisalasalana ao an-tsainao Tsy fitokiana fa marina: Ny fisalasalan' ny mpitsara no nahatonga azy ho afaka [1.1] | ||||||
Explications en anglais | Doubt, hesitation [1.7] | ||||||
Explications en français | Doute; hésitation [1.8] | ||||||
Exemples |
| ||||||
Mis à jour le 2023/09/04 |
![]() |