| Entrée |
manalasala
(salasala)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mankeo anelanelany, afovoany; tsy mandroso tsy mihemotra Mametraka eo anelanelan' ny zavatra roa Miteraka fihambahambana mahatonga hisalasala: Manalasala ohatra ny vozon' akoho tanora; hanina toa taolana, avala toa nofony ihany [1.1]
|
| | To hesitate and do nothing [1.7]
|
| | Hésiter au point de ne rien faire [1.8]
|
| Exemples | Manalasala tsy hita fandraisana ity ady amin' ny Anglisy ity, ka miaramila tsi-Frantsay no naroso, Malagasy indrindra izany
[2.472]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manalasala |
| Passé : |
nanalasala |
| Futur : |
hanalasala |
| Impératif : |
manalasalà |
|
|
| Entrée |
manalasalà
(salasala)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manalasala
|
|