Entrée |
salama
|
Partie du discours | adjectif
|
| Tsy marary, tsy marofy.
[1.1]
|
| Well, healthy [1.7]
|
| Qui est en bonne santé [1.3]
|
| Bien portant, en bonne santé [1.8]
|
Exemples |
1 | Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany.
[2.470]
|
2 | Efa tonga tao Mahatsinjo, hono, izy, saingy tsy salama ka hamonjy fitsaboana any Imerina, ary angamba, araka ny filazany, hanaraka azy koa Ineny
[2.471]
|
3 | Niaraka nankany an-tsaha izy telo mianaka, tsy maintsy nentina I Solo na tsy salama aza.
[2.472]
|
|
Dérivés |
Synonymes | |
|
Entrée |
salama
|
Partie du discours | interjection
|
| [Arabic salam] how do you do? [1.7]
|
| [arabe salam] salut! bonjour! [1.8]
|
|
Entrée |
salama
|
Partie du discours | nom
|
| [Mahafaly]
(de salama : en bonne santé).
Phylloxylon sp. (Fabaceae). Réf. Debray 1029.
La décoction des rameaux est réputée fortifiante. On la boit après le repas pour rester en bonne santé.
Les écorces de tige et de la racine renferment des alcaloïdes non encore étudiés.
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Phylloxylon sp. |
|