Exemples |
1 | ka nony nisava ny setroka, dia indro teo ihany izy : tsy maty, tsy naratra, fa velona tsy naninon-tsy naninona.
[2.69]
|
2 | Aza matahotra foana, fa tsy haninon-tsy haninona hianareo
[2.69]
|
3 | Raha izy no mahandro patsa, tsy maninon-tsy maninona, fa raha izahay no mitono toho, dia ovany ho mandany laoka.
[2.558]
|
4 | Na inona na inona atao izany dia ahazoan-tsiny, kanefa raha tsy manao na inona na inona dia azo lazaina amin' ny fiteny ankehitriny hoe "tsy haninon-tsy haninona"
[2.285]
|
|