Entrée |
rehetra
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Tsy misy avakavaka, aby, jiaby: Tonga ny mpianatra rehetra Matetika no hamafisin' ny mpamaritra matoanteny daholo, avokoa, ny hevitry ny teny hoe rehetra: Tonga daholo ny mpianatra rehetra na tonga daholo ny mpianatra (fotsiny)
[1.1]
|
Explications en anglais | All [1.7]
|
Explications en français | Tous, tout [1.3, 1.8]
|
| Cf. avokoa,
daholo,
samy
[1.8]
|
Exemples |
1 | Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo.
[2.472]
|
2 | Toy izany no faharavan' ny sambo rehetra:
[2.471]
|
3 | mbola misy fanoroana ny zava-drehetra voateny ao amin' ireo ohabolana ireo
[2.299]
|
|
Morphologie |
Simple : |
rehetra,
-drehetra |
|
Dérivés |
Synonymes | ~ ~ ~ |
|