| Entrée | poporohana | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Daholo, tsy misy avakavaka, avokoa: Toa tsy antitra, tsy tanora, fa poporohana indray miankohoka amin-dRavola ny vahoaka. (Ravelojaona) Voa daholo: Poporohan' ny vovoka ny vahoaka [1.1] | ||
| Exemples | Toe-javatra maningana irery ve no lazain' ilay vato, sa efa poporohana?
[2.285] | |
| Mis à jour le 2023/06/05 |
|