| Entrée |
tsy vaky volo
|
| Partie du discours | locution
|
| Mots élémentaires | tsy,
vaky,
volo |
| | Tsy ankanavaka, manontolo: Ny Malagasy tsy vaky volo ~ Madagasikara tsy vaky volo [1.1]
|
| | The whole of a tribe or a class of people [1.2]
|
| | Without distinction [1.7]
|
| | Tous sans exception, toute une caste, tout un district [1.3]
|
| | Tous sans exception, comme une tête dont les cheveux ne sont séparés par aucune raie [2.415]
|
| | Tous sans distinction [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Koa misaotra anao eram-po eran-tsaina izahay Zanakantitra tsy vaky volo
[2.588]
|
| 2 | Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na Tanindrana na Tampatrana
[2.298]
|
| 3 | Noho izany, hoy ny tenin' ireto zanatsika nahazo tokantrano, ary hoy ny tenin' ny fianakaviana tsy vaky volo
[2.346]
|
|
| Autres orthographes |
|