Entrée |
papango
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Vorona mpihinankena, malaza amin' ny fipaohana ny zanak' akoho. [1.1]
|
Explications en français | Oiseau papangue [2.415]
|
| Papangue [1.54]
|
| Nom d'un oiseau, le milan malgache [1.196]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango.
[2.471]
|
2 | Nefa izao kosa no tsy ho fihinanareo: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay ary ny papango sy ny voromahery sy ny papango mainty, samy araka ny karazany, avy
[2.996]
|
|
|
Entrée |
papango
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | Se disait des voleurs [2.415]
|
|