Entrée | mitsara (tsara) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Manapaka, manelanelana: Izy no nitsara ny adinareo sy Rabe ~ Rakoto no nitsara ny baolina tamin' ny Alahady Mandanjalanja ka manapaka ny momba...: Rakoto no nitsara ireto voampanga ireto Manombana, milaza izay hevitry ny tena momba...: Tena nitsara azy marina ianao: olona tsy azo itokiana tokoa raha izy iny! ~ Aza mitsara ratsy ny namana Manavaka ka milaza izay tena izy marina: Ny maso no mitsara ny volon-doko [1.1] | |||||||||
To judge [1.7] | |||||||||
Juger [1.3, 1.8] | |||||||||
Corriger [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | mitsarà (tsara) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif mitsara | ||||||||
[1.1] | |||||||||
[1.3] | |||||||||
Entrée | mitsara | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
[Bara] miteny [1.78] | |||||||||
Mis à jour le 2021/11/27 |
![]() |