Entrée | tsara | ||||
Partie du discours | adjectif | ||||
Mahafinaritra jerena: Tsara izany raha trano Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara Manana toetra takin' ny raharahany, mahafatra-po: Mpampianatra tsara; renim-pianakaviana tsara Manana ny toetra ilaina ara-pitondran-tena; tsy misy hokianina: Olona tsara Rakoto Vita tomombana ka mahatonga higàga; kanto: Tsara izay lahateny nataon-dRakoto izay! Soa, mahasoa: Tsara ny hevitra nomeny ahy Mahomby, mahasoa, misy vokany: Fanafody tsara; famaizana tsara Mety: Tsara ny mangina raha misy miteny [1.1] | |||||
Good; well [1.7] | |||||
Bon [1.3, 1.8] | |||||
Qui a de bonnes qualités, beau [1.3] | |||||
Bien [1.8] | |||||
Exemples | Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina.
[2.293] | ||||
Morphologie |
| ||||
Antonymes | ratsy | ||||
Entrée | tsarà | ||||
Partie du discours | impératif de l'adjectif | ||||
Soyez bon [1.3] | |||||
Entrée | tsara | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fanapahana, fanelanelanana amin' ny olona miady. [1.1] | |||||
Jugement [1.3] | |||||
Entrée | tsara | ||||
Partie du discours | nom | ||||
[Bara] teny, resaka [1.78] | |||||
Analogues | fototsara ~ marotsara | ||||
Entrée | tsara | ||||
Partie du discours | nom | ||||
[Bezanozano] (sens général : bon, beau). Arbre à bois gris, peu durable, se détériorant à l'humidité. On en fait cependant des planches. Non identifié. [1.196] | |||||
Vocabulaire | |||||
Mis à jour le 2023/08/11 |
![]() |