| Entrée | miteny (teny) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mamoaka teny na "feo misy heviny fanaon' ny olombelona": Efa miteny ny zandrinay fa tsy mbola mandeha Miresaka: Niteny tamiko momba anao i rainao Manonona: Iza no niteny ny anarako taminareo ireo Milaza (arahin' ny "hoe"): Raha vao niditra izy dia niteny hoe: "Ny Fiadanana anie ho aminareo". [1.1] | |||||||||
| To speak, to tell; to admonish [1.7] | |||||||||
| Parler, dire; admonester [1.3, 1.8] | |||||||||
| Discourir, annoncer, proclamer, ordonner, défendre, avertir: Aza miteny lalandava (Ne parlez pas continuellement) [1.3] | |||||||||
| Exemples |
| ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/06/08 |
|