| Entrée |
mihaona
(haona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mifanena, mifanatrika, mifankahita: Teny an-tsena no nihaona izahay sy izy
[1.1]
|
| | To meet with some one, to meet, to join, to unite with. [1.2]
|
| | To meet with [1.7]
|
| | Se rencontrer [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Nenjehiny anefa ka azony, ary efa eto an-tanana izahay mianaka vao nihaona.
[2.324]
|
| 2 | Dia nisaraka izahay, rahefa nifanome fotoana hihaona raha afaka telo volana.
[2.471]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mihaona |
| Passé : |
nihaona |
| Futur : |
hihaona |
| Impératif : |
mihaonà |
|
|
| Entrée |
mihaonà
(haona)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mihaona
|
| | [1.1]
|
|