Entrée |
sehatra
|
Partie du discours | adjectif
|
| Tojo, sendra: Sehatra ny matanjaka noho izy Rakoto ka nanaiky. [1.1]
|
Dérivés |
|
Entrée |
sehatra
|
Partie du discours | nom
|
| Toerana voafefy voatokana handihizana: Halalaho ny sehatra! Toeram-pisehoana eo anatrehan' olona maro: Aza menatra miseho sehatra [1.1]
|
| Toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [1.13]
|
| A stage; the theater [1.7]
|
| Estrade; le théâtre [1.8]
|
| Lieu de rencontre [1.13]
|
Exemples | Dia miditra sehatra ny Mpamaky kabary.
[2.245]
|
Analogues |
banja ~
kianja |
|
Entrée |
sehatra
|
Partie du discours | nom
|
| [Bezanozano]
Rihana amin'ny trano [1.78]
|
| [Sihanaka]
Karazana valindrihana fametrahana entana [1.78]
|
|
Entrée |
sehatra
|
Partie du discours | nom
|
| [Sakalava]
(de sehatra : barrière ou palissade entourant les villages autrefois)
Nom donné à plusieurs arbres dont le bois servait à construire ces palissades.
[1.196]
|
Vocabulaire |
|