| Entrée |
kianja
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Tanala]
Tokotany malalaka [1.78]
|
| | Toerana malalaka, mazàna eo afovoan-tanàna, atao fivoriana, fikabariana ary fanaovana lanonana. [1.1]
|
| | Toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [1.13]
|
| | A public square [1.7]
|
| | Place publique [1.8]
|
| | Lieu de rencontre [1.13]
|
| Exemples |
| 1 | Any ivelan' ny kianja iriariavan' ny atao hoe "olombelona" izy fa tsy ao anatiny!
[2.471]
|
| 2 | Nisy moraingy tamin' izay ka nivory teo an-kianja ny olona.
[2.472]
|
|
| Dérivés |
| Analogues |
banja ~
sehatra |
| Illustrations |
|
|
| Entrée |
Kianja
(kianja)
|
| Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
| Vocabulaire |
| Coordonnées | -20.2333333, 46.8333333
-19.4333333, 44.9166667
|
| Toponymie | kianja |
|