| Entrée |
miasa
(asa)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | To work [1.2, 1.7]
|
| | To till, to labour In the provinces it means to count. [1.2]
|
| | To till the soil [1.7]
|
| | Travailler la terre; travailler [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | - tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona.
[2.470]
|
| 2 | Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa.
[2.471]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
miasa |
| Passé : |
niasa |
| Futur : |
hiasa |
| Impératif : |
miasà |
|
|
| Entrée |
miasà
(asa)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif miasa
|
| Exemples | Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy
[1.1]
|
|
| Entrée |
miasa
(asa)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Sharpened, whetted. [1.2]
|
|