Entrée |
asa
|
Partie du discours | adverbe
|
| [Tanala]
Tsy fantatro, tsy mahalala aho [1.78]
|
| Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana:
Rahoviana ianareo no handeha? -- Asa tsy fantatro fa manavy ny zanakay. / Handeha ianao sa hijanona? -- Asa, izay tianao no hataoko. [1.1]
|
| Don't know [1.2]
|
| I don't know [1.7]
|
| Je n'en sais rien [1.8]
|
Exemples |
1 | "Asa," hoy Ikotofetsy, "tsy fantatro izay mahatonga izany."
[2.293]
|
2 | Asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany.
[2.470]
|
|
Synonymes | ~ |
|
Entrée |
asa
|
Partie du discours | nom
|
| Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato Raharaha: Inona no asan' ny rainao, ry zaza ? Fihadiana tany amin' ny angady mba hovolena:
Tsy mbola vita asa itỳ tany itỳ ka karakarao Fampiasana: Asa saina [1.1]
|
| Tillage, labour, work [1.2]
|
| Working the soil; work in general [1.7]
|
| Travail [1.8, 1.13]
|
| Culture du sol [1.8]
|
| Emploi, fonction, opération, ouvrage [1.13]
|
Dérivés |
Article |
|
Entrée |
asa
|
Partie du discours | nom
|
| Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fandidiana olona hanao zavatra. [1.1]
|
| [1.2]
|
Dérivés |
|
Entrée |
asa
|
Partie du discours | nom
|
| Enti-milaza fandranitana zava-maranitra. [1.1]
|
| Sharpening [1.7]
|
| Affûtage [1.8]
|
Dérivés |
|
Entrée |
asa
|
Partie du discours | nom
|
| [Betsimisaraka]
lalàna
[1.78]
|
|
Entrée |
asa
|
Partie du discours | adjectif
|
| [Taimoro]
folo
[1.78]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
Asa
|
Partie du discours | nom propre (livre biblique)
|
| Asa: boky iray ao amin' ny Baiboly
[3.1]
|
| Acts: one of the books of the Bible
[3.1]
|
| Actes: un des livres de la Bible
[3.1]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
ASA
|
Partie du discours | nom (acronyme)
|
| Jereo Ankohonana - Sahirana - Arenina
[3.1]
|
Vocabulaire |
Analogues |
Acronymes
|
|
Entrée |
ASA
 |
Partie du discours | nom (acronyme)
|
| See American School of Antananarivo
[3.1]
|
/m:web>
Vocabulaire |
Analogues |
Acronymes
|
Web | http://www.asamadagascar.org
|
|
Entrée |
ASA
 |
Partie du discours | nom (acronyme)
|
| Voir Accueil des Sans-Abri
[3.1]
|
Vocabulaire |
Analogues |
Acronymes
|
|
Entrée |
ASA
 |
Partie du discours | nom (acronyme)
|
| Voir Agro-Sylviculture autour d' Antananarivo
[3.1]
|
/m:web>
Vocabulaire |
Web | http://www.asamada.eu
|
|