| Entrée | mpiasa (asa) | |
| Partie du discours | nom | |
| Olona mikarama manao raharaha manokana: Mpiasan'ny ozinina. -- Misy karazany maro ny mpiasa; ireto avy ny lehibebe maro mpiteny: mpiasa tany, mpiasa an-trano, mpiasam-panjakana. [1.1] | ||
| A worker, an employee [1.7] | ||
| Travailleur, employé [1.8] | ||
| Autres orthographes | mpiasa an-trano ~ mpiasa tany ~ mpiasam-panjakana | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|