Entrée | lahasa | |
Partie du discours | nom | |
Mots élémentaires | lahatra, asa | |
Explications en malgache | (lahatra sy asa) raharaha atao, indrindra ny ataon-tanana toy ny fambolena: Inina indray no lahasa any aminareo izao? Ny manetsa izao no tena lahasa. Ny fanaovan-trano koa izao no lahasa maharevo ny olona any [1.10] | |
Asa, raharaha: Mizara lahasa amin' ny mpiasa Zavatra atao, taozavatra: Atombohy ny lahasanareo fa aza laozanareo miresaka eo Asam-pambolena: Ny vadi-bainga no anisan' ny lahasa mafy amin' ny fambolena [1.1] | ||
Explications en français | Travail, occupation, ouvrage, se dit surtout du travail des champs [1.3] | |
Explications en anglais | Work, an occupation [1.7] | |
Explications en français | Travail, occupation [1.8] | |
Entrée | lahasa | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Fandokoan-javatra toy ny kofehyna lamba [1.10] | |
(teny tranainy) Loko manjamanja [1.1] | ||
Explications en français | Teinture [1.3] | |
Mis à jour le 2025/06/16 |
![]() |