| Entrée |
miantsinanana
(antsinanana (atsinanana))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mandeha na mampitodika any atsinanana:
Hitanao ve ny nandehanan' ireny olona telo mianaka ireny?
-- Niantainanana any no nahitako azy [1.1]
|
| | To go to the east [1.2, 1.7]
|
| | Se diriger vers l'est [1.3]
|
| | Aller vers l'est [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Sary miantsinanana ambony miankandrefana izany hianao hono ry itsiana
[2.131]
|
| 2 | Tamin' izany fotoana izany koa dia mbola tsy nisy ny lalam-piarakodia miantsinanana.
[2.470]
|
| 3 | Fantany koa fa ny ala tsy mandry Anosibe Anala, Beparasy, ny manaraka ny lalamby miantsinanana rehetra.
[2.472]
|
| 4 | Hazakaza-madinika hampafana ny tena aloha no nanombohana raha vao nivoaka an' Ambodivonkely ka hiantsinanam-bava tamin' iny vahilava iny
[2.643]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
miantsinanana,
miantsinanam-,
miantsinanam- |
| Passé : |
niantsinanana,
niantsinanam-,
niantsinanam- |
| Futur : |
hiantsinanana,
hiantsinanam-,
hiantsinanam- |
| Impératif : |
miantsinanàna |
|
| Analogues |
mianavaratra ~
mianatsimo ~
miankandrefana |
|
| Entrée |
miantsinanàna
(antsinanana (atsinanana))
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif miantsinanana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|