| Entrée |
atsinanana
|
| Partie du discours | nom
|
/m:hyperonym>
| | Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. [1.1]
|
| | The east; atinanana is used in provinces.
[1.2]
|
| | The east [1.7]
|
| | Est [1.3, 1.8]
|
| Vocabulaire |
| Exemples |
| 1 | Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra
[2.472]
|
| 2 | Maloka ny avaratra atsinanana.
[2.499]
|
|
| Morphologie |
| Simple : |
atsinanana,
atsinanany,
atsinanan',
atsinanan-,
atsinanam- |
|
| Antonymes |
| Autres orthographes |
|
| Entrée |
Atsinanana
|
| Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
/m:hyperonym>
| | Faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina [3.1]
|
| Vocabulaire |
| Tableaux et planches |
|
| Illustrations |
|
|