| Entrée |
manongana
(ongana)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Maniera zavatra ka ny lohany no atao ambany: Iza no nanongana ity sarivongana ity?
Manesotra olona amin' ny toerana ambony nisy azy: Ny Jeneraly no nanongana ireo minisitra rehetra teo aloha [1.1]
|
| | To thrown down, to reduce, to expel. [1.2]
|
| | To cast down; to overthrow a ruler; to disgrace [1.7]
|
| | Jeter à terre; renverser un souverain ou un gouvernement; excommunier [1.8]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manongana |
| Passé : |
nanongana |
| Futur : |
hanongana |
| Impératif : |
manongàna |
|
|
| Entrée |
manongàna
(ongana)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manongana
|
| | [1.3]
|
|