Entrée | mamotitra (fotitra) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Mametraka zavatra mivadika, mampifamadika: Misy maso lavitra mamo titra ny sarin' ny zavatra jerena aminy Milaza olona roa izay olom-pady ho heny: Nahoana ity ianao no mamotitra anay mianadahy [1.1] | |||||||||
To invert To curse, to vilify, to use opprobrious language. [1.2] | |||||||||
To turn end for end [1.7] | |||||||||
Inverser [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |