| Entrée |
manohoka
(tohoka)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manisy fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona: Tokony efa hanohoka tanimbary isika izao Manisy kitay betsaka miavovona eo am-patana [1.1]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manohoka |
| Passé : |
nanohoka |
| Futur : |
hanohoka |
| Impératif : |
manohofa |
|
|
| Entrée |
manohoka
(hohoka)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mametra-javatra ka ny vavany no atao ambany: Manohoka vilany Mandentika ao anatin'ny fahoriana Mamono zaza amin'ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Nanohoka ny zanany nolazaina ho ratsy vintana ny olona taloha [1.1]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manohoka |
| Passé : |
nanohoka |
| Futur : |
hanohoka |
| Impératif : |
manohofa |
|
|