Entrée | maniry (iry) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | [Tanala] [ mañiry ] Mitsiriritra: Mañiry mañitre dia koa kivahe miambojon-daro (mitsiriritra ny manitra toa alika miambozon-koditra) [1.78] | ||||||||
Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an' io toerana io mafy Rakoto ~ Maniry ny ho sakaizanao izy Mitsiriritra: Aza maniry fananan' olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy fahafolo [1.1] | |||||||||
Explications en anglais | To wish for, to desire [1.7] | ||||||||
Explications en français | Désirer, convoiter [1.8] | ||||||||
Vocabulaire | Emotions | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | maniry (tsiry) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry sahady ilay namboleko / Maniry ny volombavako Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin' ny lohataona Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian' asa amin' izao andro izao [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To sprout, to grow [1.7] | ||||||||
Explications en français | Pousser, croître [1.8] | ||||||||
Vocabulaire | Botanique: (en général) | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |