| Entrée |
mandrindrina
(rindrina)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manao izay hiadian' ny lelavaravarana amin' ny batana mba tsy hahafahany mivoha (mba hitoviany tantana amin' ny rindrina); manakatona: Efa mahay mandrindrina varavarana ny zafikeliko Mametraka olona ao anaty trano mba tsy hahafahany mandehandeha: Nisy nandrindrina an' itý zaza itý tao an' efitra tao ka nitomany foana tao izy Mametaka varavarana: Mba tsy mahay koa izay mpandrafitra nandrindrina itony varavarana itony [1.1]
|
| | To close [1.7]
|
| | Fermer [1.8]
|
| Exemples | Tsy nanome tsiny azy ireo aho ankehitriny fa mandrindrina ny fakam-panahy!
[2.471]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mandrindrina |
| Passé : |
nandrindrina |
| Futur : |
handrindrina |
| Impératif : |
mandrindrìna |
|
|
| Entrée |
mandrindrina
(rindrina)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Enti-milaza olona sady lehibe no lava, ranjanana, goaibe: Tsitapitapitrizay indro nisy lehilahy nandrindrina be nanatona ahy [1.1]
|
|
| Entrée |
mandrindriña
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Sihanaka]
Mandondona [1.78]
|
| Exemples | Malaza ho be mpamosavy ny vohitra sasantsasany tsy maintsy lalovany ka nampitsangam-bolo azy roalahy isaky ny misy aloka iray mandrindrina.
[2.470]
|
|
| Entrée |
mandrindrìna
(rindrina)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mandrindrina
|
| | [1.1]
|
|