Entrée | rindrina | |
Partie du discours | nom | |
Fefy biriky na vato atao vatan'ny trano: Manao trano ry Rakoto, ka efa mitsangana ny rindrina. /Feno sary ny rindrin-dry zareo ato avaratra Fanakatonana varavarana: Tsy tsara rindrina ny varavarankely ka idiran'ny rivotra Enti-milaza koa ny tsy fivohana [1.1] | ||
The wall of a house [1.7] | ||
Mur d'une maison, clôture [1.8] | ||
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2023/05/19 |
![]() |