|
|
|
|

Entrée arindrina (rindrina)
Partie du discours verbe passif
 Akatona: Arindrino ny varavarana fa miditra ny saka
Entina manakatona [1.1]
 To be closed [1.7]
 Qu'on ferme [1.8]
Morphologie 
Présent : arindrina, arindriko, arindrinao, arindriny, arindrintsika, arindrinay, arindrinareo, arindrin', arindrin-, arindrim-, arindri-
Passé : narindrina, narindriko, narindrinao, narindriny, narindrintsika, narindrinay, narindrinareo, narindrin', narindrin-, narindrim-, narindri-
Futur : harindrina, harindriko, harindrinao, harindriny, harindrintsika, harindrinay, harindrinareo, harindrin', harindrin-, harindrim-, harindri-
Impératif : arindrino

Mis à jour le 2023/01/20