| Entrée |
lafo
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Be vidy, tsy taka-bola: Lafo ny vary tamin' itỳ fa tafakatra roa ambin' ny folo ny kilao Efa lasan' olona: Ento aty hojereko io satroka io fa hovidiko. -- Efa lafo io, tompoko
[1.1]
|
| | Sold; expensive [1.7]
|
| | Vendu; qui coûte cher [1.8]
|
| Exemples | Siramamy roa sobika nokarakaraina nandritra ny herinandro no nentiny hamidy, ary lafo daholo ireny.
[2.470]
|
| Dérivés |
| Antonymes |
|
| Entrée |
lafo
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | [Sihanaka]
lasam-bidy
[1.78]
|
|
| Entrée |
lafo
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Sakalava]
Hazandrano misy tsilony ka manaintaina ohatra ny asian' ny maingoka ny voatsindrony [1.1]
|
| Vocabulaire |
|
| Entrée |
lafo
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Betsimisaraka]
(autre prononciation de lafika . lafo, adjectif, veut dire : « qui se vend cher », ce qui était vrai, à une certaine époque, pour le crin végétal).
Chrysalidocarpus mananjarensis Jum. & H.Perrier (fichier manuscrit de R. Decary).
[1.196]
|
| Vocabulaire |
| Nom scientifique | Chrysalidocarpus mananjarensis |
|